Fidirana ho mpiasam-panjakana

Accueil|Fidirana ho mpiasam-panjakana
Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #558

Na inona na inona ny concours atao ny zanaka malagasy ankehitriny, dia mila volabe . Koa raha ny tenako manokana aloha dia efa in-telo nanao concours fa nohon'ny tsy fananam-bola dia tsy mba mety afaka mihitsy (polisy,zandary,agriculture). Ny azo ambara dia tsy hiasa intsony na oviana na oviana ny zanaka mahantra raha tsy foana ny kolikoly.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire