Secteur privé | Autre | Ar
Date: 11-04-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1354
Nanao fifaninana hampianatra olobe any mambanivohitra ny tenako,ka rehefa nivaly ny concour dia niafaka ka nanao entretien orale,rehefa teo dia latsaka ny tenako ka voatery niraharaha tamin'ilay olona nampanao recrutement fa tsy nanaiky izy.Nanome vola azy aho fa tsy nanaiky ary mbola nohamafisiko ihany fa rehefa mahazo vola dia mbola ampiako ilay izy dia tsy nanaiky moa ny tenany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire