Education | Accès à l’université | Ar
Date: 15 décembre 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #1192
Nanao fanadinana fidirana mianatra ao amin'ny Fac DEGS ny tenako tamin'ny taona 2014 dia tsy tafiditra fa tsapako fa sarotra ilay fifaninana.Nifampiresaka tamin'ireo jury tampin'izany moa ny tenako ka milaza tsy mahita filiere hafa tsara izay tokony hidiranao hono ka mety aminao manao année Blanche na mifanaraka kely tsika da ataoko izay fomba idiranao amin'io filiere tianao io.Nanà iznay moa ny tenako satria tsy manam-bola
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire