Services administratifs divers | Autre | 1000000 Ar
Date: 16-07-2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #323
Mbola vao eo amin'ny fametrahana ny mombamomba anao ianao, nilaza ity tompon'andraikitra iray fa rehefa manome 1 000 000 Ar hono de hokarakarainy ary ho afaka soamatsara. Nirasaka tamin'ny Ray aman-dReniko aho, tapaka ny hevitra avy eo fa omena ilay vola. Rehefa nivaly anefa ny fifaninana dia tsy afaka akory. Ny fanenjehana azy amin'ny fameranana ny vola tsy misy azo atao satria tsy araka ny lalàna ny zavatra natao.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire