Education | Autre | Ar
Date: 12-10-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #981
Nampanamboarina ny terrain mixte Maninday handraisana ny universiade 2016, vita ilay izy fa tsy amin'ny tokony nilana azy. Raha ny tokony ho izy dia tokony ho narodana mihitsy io kanefa tsy narodana fa nohavaozina fotsiny. Vita ny terrain fa nony afaka iray herinandro dia niendaka ny ciment sy ny vato nanamboarana azy. Kanefa vola mitentina 40 000 Fmg no nomena ny entreprise nanamboatra an'io.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire