Fikarakarana certificat médical

Accueil|Fikarakarana certificat médical
Santé | Obtention d’un certificat | 5000 Ar
Date: 22-03-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #791

Raha nanao visite médicale ka apte aho dia naharay taratasy avy  tany amin’ny proviseur  anay hoe inapte. Rehefa nivezivezy nandritran’ny 3 andro dia niteny ilay dokotera hoe mandoava vola ovaiko io hoy izy. Kanefa aho tsy nety nandoha.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire