Fikarakarana copie tao amin’ny commune

Accueil|Fikarakarana copie tao amin’ny commune
Etat Civil | Acte de naissance | 5000 Ar
Date: 10 décembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1184

Nikarakara kopia ny tenako ary tena maika tokoa.tonga tao anefa zaho dia itako fa tena lavabe ny filaharana sy ireo taratasy eo  amin'ny ilay tompon'andraikitra amin'ny zany.Nilahatra ihany aho teo no niamby ilay ihany ny tenako nefa rehefa ny toroko dia napetrako ilay kopia ka hoy ilay tompon'andraikitra hoe hiezaka ny hahavita an'ireto iany aho nefa tsy ho tratrako androany vaokoa ary mety tsy ho tartra ny rahampitso fa aleo tonga de afaka telo andro anao miverina mba tsy hivezivezy aty.Dia hitako tokoa izany ka aleoko nitady hevitsy ataovy madame izay mety tena ilay alohan'ny amin'ny Efatra izy ity fa misy dossier karakaraiko haingana dia nanaiky moa ilay madama ka;

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire