Fikarakarana taratasy

Accueil|Fikarakarana taratasy
Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | Ar
Date: 05-02-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #355

Nikarakara taratasy tao amin'ny Ministeran'ny Finance ny tenako, nampiandrasin'ny olona tao fona aho fa tsy nety vita mihintsy ny taratasy. Ireo olona iray fiavina amin'ny tompon'andraikitra ao anefa dia voaray tsara ary vita vetivety ny zavatra atao ao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire