Santé | Paiement pour un service gratuit | 10000 Ar
Date: Mars 2016 , Atsimo Andrefana – Betioky Atsimo | Rapport #1416
Betsaka ny marary tao amin'ny toeram-pitsaboana ka milahatra ny olona voatery izay havan'ny medecin sy izay akaiky azy indrindra no nampidiriny, voatery nanome vola aho vao mba niditra aloha.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire