Entreprise publique | Autre | Ar
Date: 06-11-2014 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #920
Misy olona tsy mana diplôme tandrify le asa kanefa misy olo hainy ny ao de mi-scan diplôme de tafiditra de tavela ny olo tokony ilaina amin'ny asa satria le fianakaviana sy olom-pantatra ihany manjaka eto amin'ny ville Ambovombe ity, mampalahelo. Ka miangavy anareo mba hijery an'ity toerana ity. Ohatra Objectif Sud de famille le Madame ihany no tafiditra ao satria ny vadiny no chef ao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire