Fisavana ny vignette

Accueil|Fisavana ny vignette
Police | Circulation | Ar
Date: 14-09-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #770

Ny zavatra ataon’ireo commune rehefa misava ireo vignette ny cyclo-pouss. Ny hitako aloha tsy misava ireo rehefa pousse an’ireo manan-kaja na an’ny gendarme dia tsy azo savaina ka rehefa an’ny civil dia savaina ampandoavina vola

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire