Services municipaux | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #508
Ny zavatra ataon'ireo kaominina rehefa misava ireo vignety ny Sicho-pousse. Ny hitako aloha tsy misava ireo rehefa pousse an'ny ireo manan-kaja na an'ny zandary dia tsy azo savaina ka rehefa amin'ny olon-tsotra dia savaina ampandoavina vola
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire