Secteur privé | Autre | 50000 Ar 
Date: 20-05-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #349 
Nisy filazana tamin'ny gazety fa mitady mpiasa ity orinasa iray koa dia nandefa ny CV ako tany aho. Nivaly ilay izy, ary anisan'ireo omena fihofanana mahakasika ny asa atao aho. Rehefa nadea anefa ny fiofana dia nilaza ny tao fa tsy izahay rehetra indray no hahazo ilay asa fa ny vitsivitsy aminay ihany. Avy eo dia misy tompon'andraikitra iray amin'ny "Ressource Humaine" ny orinasa mangataka vola amin'izay te ahazo ny asa. Tsy nanome io vola io aho ary dia tsy voaray tokoa.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
							- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment