Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 12-11-2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #829
Misy orinasa maromaro milaza fa miankina @ fanjakana nefa toa mambotsy vahoaka fotsiny satria raha misy miantso an'ilay tolotr'asa an-gazety ataony dia asainy mandoa 10000Fmg @ voalohany. Avy eo dia lazainy fa misy 125000Fmg indray aloa fa hoe tsy maintsy manao formation. Mitaraina nefa ny ankamaroan'ny tanora fa fanambakana fotsiny ilay izy hoe tsy mila diplaoma le asa sady ny karama tsara ary 1/2 j no miasa
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire