Transport | Contrôle technique | 50000 Ar
Date: 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1244
collecteur na fia no asako,raha sendra nitondra fia niakatra aho izay manana taratasy ara-dalana dia voasakana ny ireo zandary izay miambina manao barazy ka tsy maintsy nanome 5000 Ar an'ireny olona ireny vao afaka navelandreo nandeha
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire