Fitoriana omby very

Accueil|Fitoriana omby very
Justice | Jugement | Ar
Date: Mars 2017 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #1570

Nangalarin'ny dahalo NY omby, dia niakatra fitsarana ka namoaka didy NY tao amin'ny fitsarana hoa hiverina NY omby satria fantatra ilay mpangalatra.nefa NY taratasy miaraka amin'ny didy io mbola blocquen'zareo ao amin'ny tribunal ao.Mieritreritra izahay hoe haka vola aminay NY ao amin'ny tribunal MBA hamoahany io didy io, kanefa zahay tsy mety andoha vola fa miandry NY rariny.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire