Gendarmerie | Protection | Ar
Date: 2016 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #1583
Vaky ilay trano ka tratra ilay mpangalatra, nitory ilay tompon'ny trano ka voatazona ilay mpangalatra. Indrisy fa rehefa mifampiresaka ilay mpangalatra sy NY tao amin'ny gendarme de votsotra izy ka ilay zanaka NY tompo- trano iraika indray no voatazona tant. Nandefitra ilay tompo- trano MBA tsy hihitatra NY afera ka nofoanana NY fitoriana.tsy aiko NY sandan'ny vola.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire