Fitsaboana

Accueil|Fitsaboana
Santé | Autre | Ar
Date: 03-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #353

Nisy narary ny fianakaviana ka nentina teny amin'ny toeram-pitsaboana mba ho zahana sy ahazo fitsaboana mifanaraka amin'ny aretiny. Vao tonga tao aloha zahay dia efa saiky tsy nisy nandray mihintsy enfa misy mpitsabo miasa eo hitanay, nanaraka izay tsy voazaha matetika ihany koa ny marary fa toa mialangalana ny mpitsabo. Ireo nefa hitanay ihany mivezivezy mizaha ireo amin'ny efitra hafa. Nisy mpanao stage infirmiere iray izay tao niantra anay ary nilaza izy fa noho ianareo tsy olona somary ambany fahefa-mividy no mahatonga ny ato manao an'io hoy izy ary tsy vao voalohany izao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire