Santé | Paiement pour un service gratuit | 60000 Ar
Date: Décembre 2016 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1107
Accidenté ny zanako tamin'ny reveillon 2016 ka voatery noentina aingana tany amin'ny hopitaly be. Betsaka ny olona narary tamin'ny urgence ka sahirana ireo mpitsabo. Tsikaritra fa izay manome vola an'ireo mpitsabo no mahazo fitsaboana tsara ka tsy maintsy nanome aho satria tiako ho velona ny zanako
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire