fitsaboana

Accueil|fitsaboana
Santé | Paiement pour un service gratuit | 20000 Ar
Date: 2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1750

tsy dia misy mpijery loatra ny marary kanefa ny mararinay dia tena narary mafy noho izany nanantona ny mpitsabo aho mba angataka fanaraha maso azy akaiky fa tsy nenty nanao izany nefa izy raha tsy manome vola aho

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire