Fitsarana

Accueil|Fitsarana
Justice | Libération sous caution | 10000000 Ar
Date: Septembre 2008 , Atsimo Andrefana – Ankazoabo Atsimo | Rapport #1096

Nisy lehilahy iray tratra nangalatra dia nentina tany amin'ny tribunal, raha ny tokony ho izy, dia migadra io lehilahy io, saingy nanome  dia sy nandoa vola tamin'ny fitsarana ny RAD dia mitentina eo amin'ny 50.000.000 FMG

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire