Justice | Jugement | 5000000 Ar
Date: 12-01-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #334
Tao amin'ny tribonaly anosy no nitranga ity tantara, Naka avoka izahay mba hitondra ny fiarovana anay tamin'ilay ady ka rehefa nande fitsara dia nilaza ilay mpisolo vava anay fa efa nifampiresaka tamin'ilay mpitsara hono izy ka mila mandoha vola dia azo ny fandresena amin'ilay fitsarana. Tsy te halala izay marina sy tsia hono ny mpitsara fa omeo ny vola. Nanome izay vola izay tokoa izahay ka vita vetivety ny fitsarana.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire