Justice | Autre | Ar
Date: 13-02-2013 , Vatovavy Fitovinany – Mananjary | Rapport #337
Nisy olona tonga tao amin'ity vondrona iray misahana ny fanorona ny olona ny lalàna sy ny manampy azy ireo amin'izay tokony ataony. Nisy ary olona nitondra ny raharaha mahakasika ady tany, mahagaga anefa fa ireto farany indray no tonga avy hatrany dia nilaza fa mahafantatra mpitsara ry zareo izay miara miasa amindry zareo fa mila vola io dia vita hoy izy ireo
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire