Justice | Jugement | 500000000 Ar
Date: 12-03-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #342
Nisy nisandoko ho tompony ny taninay tamin'izay, ary milaza fa manana taratasy ihany koa io olona io. Nanoloana izany dia nanantona ny fitsara izahay mba ho fiarovana ny tany. Nilaza ilay olona nandray ny fitorana napetrakay tao fa mila manome vola hono raha te ahazo valiny mahafapo. Tsy nanaiky ny nandoha izany aho fa manana ny marina hoy aho. Nande tokoa ary ny fitsarana ka niverina aminahy ihany taninay.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire