Fitsarana

Accueil|Fitsarana
Justice | Jugement | 450000 Ar
Date: 18-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #351

Nisy mpangalatra tao amin'ny tranonay, tratranay io mpangalatra io ary nentinay teny amin'ny fahefana mahefa mahakasika izany. Nampiantso anay ary ny fitsarana taorian'izay ka hoy ny tao hoe tianareo ho ampidirina amponja anga ity olona nangalatra ity? Tokony hamita ny saziny izy hoy izahay. Teo amin'izay ny tao nilaza fa manomeza vola ary de alefantsika any izy. Tsy nanome izany izahay ka sazy mianton ihany no nomeny ny fitsarana ilay mpangalatra.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire