Fitsarana

Accueil|Fitsarana
Justice | Autre | 2000000 Ar
Date: 28-08-2014 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #628

Hanao fitarainana taty amin'ny fitsarana, izaho mitaraina indray koa no itakiana vola 2000000ar sao nao mba hahafahana mijery haingana ny fitarainako ary mba  hahafahana hamaizana ny olona nanao ratsy ; nefa tsy nifaizina anefa ilay mpanao ratsy fa notakiana vola koa mba tsy hahazo sazy famaizana.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire