Education | Validation d’un master | 200000 Ar
Date: Février 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1148
Nanao boky mémoire tamin'ny maitris en economie aho. Boky efa vita tsara dia mbola hasain'ilay encadreur mamerina fona aho fa lazainy fa mbola tsy mety foana. Nony nanome vola azy anefa aho aveo dia niteny tamiko avy hatrany izy hoe afaka depose-na ilay boky
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire