Justice | Jugement | 100000000 Ar
Date: 04-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #832
Arak'ilay didim-pitsarana farany dia voaheloka higadra 3 taona an-tranomaizina ilay tovolahy izay voalaza fa nanolana tovovavy kely 8 taona . Ny olana anefa taty aoriana fa tsy nanefa ny saziny akory ity lehilahy ity fa hitan'ny ray aman-dreninin'ilay tovovavy kely mandeandeha eny @ lalana ilay lehilahy. Raha loharanom-baovao farany henon'ireo RAD ilay tovovavy kely dia nandoa vola be 50 million io lehilahy io
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire