Fitsarana olona

Accueil|Fitsarana olona
Justice | Date de tenue d’une audience | Ar
Date: 17-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #856

Teny amin'ny fitsarana dia nandoha vola be ilay fianakavian'ilay voapanga nanao heloka dia nahemotra foana ny fitsarana azy ka tsy hita intsony ny dossier any avy eo ka afaka izy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire