Fitsarana voafonja

Accueil|Fitsarana voafonja
Justice | Paiement d’amende | 1600000 Ar
Date: 2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1074

Voafonja izay ho tsaraina no tsy maintsy ampandoavina vola 1.600.000 Ar mba ho afaka, nefainy izany vola izany ka afaka soa aman-tsara izy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire