fivarotam-basy antsokosoko

Accueil|fivarotam-basy antsokosoko
Gendarmerie | Autre | 70000 Ar
Date: 18-11-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #537

Nisy tambanivohitra iray te hividy basy nanantona an'ity sefo iray ka milaza izy fa manana maromanao ahoana  hoy ity tambanivohitra ity ny taratasy niteny ity sefo ity fa izy ihany no hanamboatra azy fa mila mandoa vola koa ho sarotra be hono ny fikarakarana azy izay ihany no fanao ny ity sefo ity rehefa misy olona hitany mitady an'izany basy izany.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire