Services administratifs divers | Autre | 30000 Ar
Date: 05-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #319
Fitsidihana ny rova, ao anatin'io rova io rehefa mankeny ianao mitsidika dia hoy ireo tompon'andraikitra ao hoe hajao ireo faritra izay tsy azo hakana na alaina sary ho fitandrovana sy ho fisorana ny mety fitsiriritana. Nihevitra izahay fa mihatra amin'ny mpitsidika rehetra io fandaminana sy fifampifehezana io kanjo rehefa nomen'ity olona mahitahita vola izy dia tsy niatra tamin'io olona ny fifampifehezana fa azony natao ny naka sary teny amin'izay faritra tiany nanaovana izany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire