Fizahana fahasalamana anay mpamily

Accueil|Fizahana fahasalamana anay mpamily
Santé | Autre | 8000 Ar
Date: 22-04-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #731

Raha hanao visite médical aho dia nisy olona nandray ahy.

Nasainy nandoa vola 25.000Ar aho kanefa ny tena izy dia 17.000Ar.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire