Gendarmerie | Autre | Ar
Date: 11-06-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #555
Indray andro izaho dia ni-voyage teny amin'ny lalam-pirenena dimy ambitelopolo (Mahabo-morondava) ,ny fiarakodia nisy ahy tamin'izany feno hartany ambony ka hatrany anatiny,ny passage sasany mitsangana,mipetraka ery amin'ny seza volamena . Nandalo teoamin'ny zandary manao "payer" dia tsy mba nisaka anay akory ry zareo fa satria efa nasian'ilay mpamily vola 1000ar tao anatin'ilay carnet de pointage ,ny permis tsy nijereny akory 1000ar.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire