Gendarme izay manao ny asany tsara

Accueil|Gendarme izay manao ny asany tsara
Gendarmerie | Protection | Ar
Date: 02-03-2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #783

Zandary iray nanao ny asan’ny tsara tsy nitaky tambiny na zavatra hafa. Fa nanara-dalàna tsara ary nampahafantatra raha toa ka nisy zavatra tsy nazava.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire