Halatra jiro sy rano

Accueil|Halatra jiro sy rano
Eau et électricité | Autre | Ar
Date: 25-11-2013 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #182

Izaho dia nahafantatra fa nisy mpiasan'ny jirama iray izay efa tsy mpiasa ao intsony kanefa mbola manohy ny asany amin'ny maha-jirama azy ihany.

Tena endrika kolikoly mahatsiravina mihitsy izany satria izy dia mangalatra sy manome jiro olona an-tsokosoko eran'ny tanàna sy amin'ny faritra isan-karazany.

Tsara ho marihina fa misy ny lehiben'ny Jirama mihitsy miray tsikombakomba aminy amin'io asa io.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire