herisetra ara-nofo

Accueil|herisetra ara-nofo
Education | Autre | Ar
Date: 19-06-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #533

Mpampianatra nitory fitiavana tamin’ny mpianatra iray ka ity zazavavy kely ity mbola tsy ampy taona nandeha ny fotoana ka bevohoka ity zazavavy ity ary reehfa nanontaniana izy dia iteny fa mpampianatra no nanabe vohoka  azy .Nitory ny ray aman-dreny, ity mpanabe ity nefa namoaka teny izy fa tsy ho voasazy izany satria misy olona hainy ao.

 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire