Impôts | Autres | 10.000 Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #205
Tsy nahaloa hetra tamin'ny fotoana ara-dalàna.
Nangatahan'ny tompon'andrakitra tao vola hafa ambonin'izay tokony naloa ara-dalàna mba ahavitana azy haingana, sady mba tsy handovana amina ambaratonga hafa.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire