Hopitaly

Accueil|Hopitaly
Santé | Autre | Ar
Date: 19-08-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #840

Ny hopitaly, ny mpitsabo dia tsy ilaozana kolikoly ihany koa, eny rehefa tsy misy ny vola, tsy manao tsolotra na tsy manan-katolotra dia veloma hoy ny fitenenana satria ny mpitsabo mitsy ary no tena fototry ny firongatry ny kolikoly . "Ny vola aloa vao ny Aina" rehefa tsy manaiky izay lazaina sy izay tiany dia eo tsy misy mpikarakara ny marary fa mialangalana fotsiny no ataony

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire