Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | 5000000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #368
Fifaninanana hidirana ao amin'ny INFA, Miezaka ny mandresy lahatra ity tompon'andraikitra iray fa afaka mikarakara sy mahatafiditra amin'io sekoly io. Neheno izany izahay vitsivitsy nanantona ka nanontany hoe otrinona ny mahatafiditra ao dia hoy izy hoe 5000000ar, dia hoy izahay hoe lafo be izany, dia hoy indray izy hoe maromaro ane ny olona omena an'io vola io izay vao tafavoaka e. Ny iray taminay mo roboka dia nandoha izany vola izany ary dia afaka tokoa fa izahay izay tsy nanao izany dia nisy ihany koa ny afaka.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire