J’ai refusé de payer un pot de vin

Home|J’ai refusé de payer un pot de vin
Justice | Autre | 8000000 Ar
Date: 17-02-2015 , Haute Matsiatra – Ambalavao | Rapport #303

Tany efa titré sy borné nefa dia tadiavin’ilay tompon’andraiki-panjakana (délégué) iray alaina ho azy ary nakany taratasy avy tamin’ny fitsarana izany. Nilaza ilay mpitsara hoe omeo vola mihotra ny nomen’io délégué io aho de averiko aminao ny tany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Leave A Comment