J’ai rencontré un agent integre

Accueil|J’ai rencontré un agent integre
Services municipaux | Autre | Ar
Date: 10-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #343

Amin’ity toerana ity dia milahatra araka ny fahatongavana ny olona ary raisina araka izany koa rehefa avy eo. Tonga avy any anefa ity lehilahy iray milaza fa kolonely amin’ny tafika, tonga dia nisongona ny olona rehetra teo, nimenienina ny olona fa tsy norarahiny. Rehefa tonga teo amin’ilay tompon’Andraikitra izy dia namoaka vola, tsy nadray izany anefa ilay tompon’andraikitra fa vao maika koa aza naniraka azy hamonjy ny lahara. Tezitra ilay kolonely ka nanao fara-teny dia lasa.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire