j’ai dû payer pour obtenir la Carte nationale d’identité de mon frère

Accueil|j’ai dû payer pour obtenir la Carte nationale d’identité de mon frère
Etat Civil | Nouvelle CIN | 5000 Ar
Date: 2012 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #374

tsy noeretreretiko ho lafo mihitsy ny fanamboarana karatra, kinanjo tsy nanaiky Ingahy Délégué fa tsy maintsy omena vola vao manamboatra azy. Tsy nety ny saiko nefa ilay zavatra tena ilaina ary miankina amin'ny hoavin'ny zandriko ilay izy. Farany, voatery aho nandoa 5000Ar mba hahazoana ny CNI.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire