Eau et électricité | Autre | Ar
Date: 14-06-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #741
Nanao reclamation ana facture diso ; dia nolazainy fa tsy ao aminny no fanaovana an'izany fa any ambany nefa ny tany ambany no nandefa ahy tany. Rehefa niteny amin'izay aho dia niteny izy mametra kely ara fa tsy tokony ho izy mihintsy no anao an'izany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire