Karapanondro

Accueil|Karapanondro
Etat Civil | Nouvelle CIN | 3000 Ar
Date: 27-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #346

Hikarakara kapanondro no diako, nanantona ny tomponandraikitra mahakasika izany aho ary feno ny taratasy ilaina sy ny vola tokony naloha ho amin'ny fahavitan'izany. Noho ny nanontany anefa aho hoe ovina no alaina ilay izy dia hoy ilay olana iray tao hoe raha maika ianao de manomeza vola de vita vetivety io fa raha tsy izany de miverena amin'ny eriny androany. Niandry ny erin'iny zah izay vao naka ilay CNI ka hoy indray ireo tao hoe efa io no vita fa taiza fona ianao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire