Karapanondro

Accueil|Karapanondro
Etat Civil | Nouvelle CIN | 15000 Ar
Date: 10-06-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #357

Vao sambana haka karapanondro ny tenak tamin'izay ka nanantona teny amin'ny mpiandraikitra. Efa mba nanontany mialoha ihany anefa za ny amin'ny mety ho vola aloha ahavitana ilay izy. Noho ny tonga tao dia nilaza ilay madama fa 15000 ar hono izao voalohany izao. Tsy nanaiky mo zao fa saika hivoka de av eo nalainy ihany fa vazivaziny hono izany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire