Entreprise publique | Autre | Ar
Date: 2105 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #583
Hafa ny tompon'ny asa , hafa ty amoahana vola ho entina manao an'izany. Noho izany dia tsy maha-po ny tompon'ny asa satria raha araka ny vola avoakan'ny mpitantana dia tokony nahavita tsara ny asa fa ny olona hafa izay nomena vola izay dia tsy nampiasa azyamin'izay tokony ho lalany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire