Etat Civil | Autre | 5000 Ar
Date: 12-06-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #907
Nitondra zavatr'olona hampanaovina sonia aho. Tsy mety hoy ny mpiandraikitra ny sora-piankohonana ny manao an'izany fa mila tonga eo ny tena tompn'ny sonia. Azo atao ihany anefa hoy izy raha asiana sigara kely. Tsy nanaiky aho fa aleoko miandry ny hahatongavan'ny tompony.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire