Entreprise publique | Recrutement | 400000 Ar
Date: 08-07-2015 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #919
Tsy tafiditra hiasa ianao raha tsy manana olona fantatra ao anatin'ny Projet io ianao de tsy tafiditra ary misy koa raha tsy manana olona tena de ilandreo vola vao izay ampidirina hiasa. Misy koa nandoa vola ianao kanefa tsy voaray hiasa. Io no tena loza aty Ambovombe tsy tafiditra miasa mihitsy ianao raha tsy mana olo fantatra ao.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire