Kolikoly amin’ny fandraisana ny asa

Accueil|Kolikoly amin’ny fandraisana ny asa
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 16-07-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #915

Nisy recrutement agent communautaire de semence tao amin'ny CRS ka nametraka aho satria mba nianatra ihany. Olona manana Bac no ilan'ilay Projet fa nony vao nivoaka ny liste, ny sasany tamin'ireo dia olona tsy nandalo entretien mihitsy nefa voaray soa aman-tsara. Nefa ny tena mba manana Licence tsy voaray akory satria sady tsy nandoa vola no tsy manana olona miasa ao mba namana akaiky.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire